|
|
|
|

Entry1  voky
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!
Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?
Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko
Explanations in English  4  [1.7] filled, satiated, satisfied
Explanations in French  5  [1.3#849, 1.8] rassasié, satisfait
6  [1.3#849] qui en a assez
comblé de richesses
Examples  7  mbola tsy nifamahana ka voky? [2.131]
8  Homàna fa izahay efa voky. [2.472]
Morphology 
9  Simple :
10  Imperative :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Analogs  16  feno, miatiaty, afapo, afadiana, boboka
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  21  Proverbs containing the word voky

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21