|
|
|
|

Entry (1/2)1  feno
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1#284] Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny
Explanations in English  4  [1.2] [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.]
5  [1.7] full, complete
Explanations in French  6  [1.8] plein, complet
Morphology 
7  Imperative :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Analogs  13  feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, feno mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika
Compound words 
Toponyms 
Titles  43  Ilay olona feno holatra (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  44  Proverbs containing the word feno

Entry (2/2)45  feno
Part of speech  46  noun
Explanations in Malagasy  47  [1.78] [Tanosy] sery (aretina)
Vocabulary  48  Health
Proverbs  49  Proverbs containing the word feno

Anagrams  50 

Updated on 2025/01/21