Entry | 1 hifotra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy 4 Fenofeno matavy [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 hifitra |
Anagrams | 11 ahifotr, fahitro, fitroha, hafitro, hifotra, hofitra |
Updated on 2020/07/31 |