Entry (1/2) | 1 hifitra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy 4 Fenofeno matavy [1.1] |
Synonyms | 5 hifotra |
Entry (2/2) | 6 hifitra |
Root | 7 fitra |
Part of speech | 8 future of active verb mifitra |
Anagrams | 9 afihitr, fahitry, fihitra, hafitry, hifitra |
Updated on 2023/01/05 |