Entry (1/2) | 1 manifotra |
Root | 2 hifotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mameno, manentsina, manampina [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 manifotra |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 ilazana ny tany mafy ny ambony nefa malemy ny ambany 12 Entina milaza koa ny olona mora kivy raha mbola tsy nanandrana akory [1.1] |
Anagrams | 13 manifotra, mifañotra, nifatoram, nofaritam |
Updated on 2023/01/20 |