|
|
|
|

Entry1  feno hipoka
Elementary words  2  feno, hipoka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana
Explanations in English  5  [1.7] jammed full
Explanations in French  6  [1.8] bondé
Examples  7  Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470#51]
8  feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]

Updated on 2024/12/07