|
|
|
|

Entry (1/3)1  vonto
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lena hatrany anaty, lena tanteraka: Vonton' ny ranonorana ny akanjony
Tanteraky ny...: Vonton' ny hatsiaka aho izany
Hontsa: Vonton-kafaliana ny fony ~ Vonton' alahelo izy nahita ny zanany maty teo am-pofoany ~ Vonton' ny fitiavana an' Andriamanitra
Feno tanteraka: Rano vonton-tsiramamy ~ Vonton' ny fampianaran' i Mao izy
Lao, boboka: Vonton' ny anatrao aho fa aoka izay
Sosotra, letra: Vonto ny foko isaky ny mahita azy
Explanations in English  4  [1.7] swollen; soaked
Explanations in French  5  [1.8] enflé; trempé, imbibé
Examples  6  Nirotsaka ny ranomasony, dia nafenin' ny tànany roa ny tavany vonto. [2.5#73]
7  Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#49]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :

Entry (2/3)13  vonto
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Sihanaka] vay
Explanations in English  16  [1.7] a swelling
Explanations in French  17  [1.8] enflure
Vocabulary  18  Health
Compound words 

Entry (3/3)20  vonto
Part of speech  21  noun
Explanations in French  22  [1.196] ( ?) Rochon, p. 313 de son « Voyage aux Indes » écrit « bontou » : arbre dont la racine teint en jaune ; il croît au bord de l'eau ; sa feuille est épaisse et par paires. Le sens général de vonto : enflé, gonflé, imbibé d'eau ou de liquide, renvoie à une espèce très aqueuse, peut être une Mélastomatacée ? Chapelier parle aussi de cette espèce à propos des techniques de teinture.
Vocabulary  23  Botany

Updated on 2025/01/21