|
|
|
|

Entry1  mivonto
Root  2  vonto
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
5  Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany
6  Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1]
Explanations in English  7  to swell up, to puff out [1.7]
Explanations in French  8  s'enfler [1.8]
9  ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Examples  10  raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]
Vocabulary  11  Health
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mivonto

Anagrams  20  mivonto, notovim, tinovom

Updated on 2023/01/20