Entry (1/2) | 1 mibontsina |
Root | 2 bontsina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina? Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana) Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana 5 [1.13] mizihitra |
Explanations in French |
6 [1.13] gonfler |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mibontsìna |
Root | 13 bontsina |
Part of speech | 14 imperative of active verb mibontsina [Full list] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 ibontsinam, mibontsina, mibontsìna, tsinombina, tsombinain |
Updated on 2023/01/20 |