|
|
|
|

Entry1  mivonto
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany
Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona
Explanations in English  4  [1.7] to swell up, to puff out
Explanations in French  5  [1.8] s'enfler
6  [1.13] ahena ny mivonto: diminuer l'enflure
Examples  7  [2.48] raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano;
Vocabulary  8  Health
Root  9  vonto
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  mibokitra, mivohitra, mibonabona, mibontsina, mibontana, mizihitra, mivozihitra
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mivonto

Anagrams  18  mivonto, notovim, tinovom

Updated on 2025/01/21