|
|
|
|

Entry (1/2)1  tototra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
9  Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
10  Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1]
Explanations in English  11  filled; covered with earth [1.7]
Explanations in French  12  comblé, couvert de terre [1.8]
Examples  13  tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472]
14  Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117]
Proverbs  15  Proverbs containing the word tototra

Entry (2/2)16  totòtra
Part of speech  17  noun
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Explanations in Malagasy  23  Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1]
Explanations in French  24  Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser
25  figuré: détente des nerfs [1.3#736]

Anagrams  26  tototra, totòtra, tototra, totòtra

Updated on 2023/02/24