Entry (1/2) | 1 manototra |
Root | 2 tototra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manarona: Manototra tany ny vodihazo Mameno: Manototra nahandro ny latabatra Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao Manafotra: Manototra henatra olona 5 [1.13] mameno ny banga |
Explanations in English |
6 [1.7] to fill with earth etc.; to cover |
Explanations in French |
7 [1.3#736] couvrir 8 [1.3#736, 1.13] combler 9 [1.8] combler de terre, etc. |
Examples |
10 manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy. [2.445#] 11 manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. [2.445#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 16 manotòtra |
Root | 17 tot |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana |
Explanations in French |
20 [1.3#736] secouer les fils en les raidissant pour les égaliser |
Morphology |
|
Anagrams | 25 amontotra, antomotra, manototra, manotòtra, namototra, natomotra |
Updated on 2023/02/24 |