Entry (1/2) | 1 atototra |
Root | 2 tototra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy [1.1] |
Explanations in English |
5 to be filled into a place or into something [1.7] |
Explanations in French |
6 ce dont on couvre, ce avec quoi on comble [1.3#736] 7 qu'on met pour combler [1.8] |
Examples |
8 Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara. [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 atotòtra |
Root | 15 tot |
Part of speech | 16 passive verb |
Explanations in Malagasy |
17 Lefahina (hozatra) [1.1] |
Explanations in French |
18 à secouer, (les nerfs) à détendre [1.3#736] |
Morphology |
|
Anagrams | 23 atotòtra, atototra |
Updated on 2023/02/24 |