Entry (1/2) | 1 mitototra |
Root | 2 tototra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mirakotra. [1.1] |
Explanations in English |
5 to be covered; to be filled [1.7] |
Explanations in French |
6 être comblé [1.3#736, 1.8] 7 être couvert [1.3#736] 8 être rempli, couvert de terre, etc [1.8] |
Examples |
9 Eny, tsilo tsy eran' ny ainy, tsy afak' omby izaitratra ary raiketa mitototra bozaka alin-kisa no nananty ny faladian' ireo ka izay rehetra voatsatoka dia namonjy nisikotra ny azy aloha [2.895#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mitototra |
Entry (2/2) | 17 mitotòtra |
Root | 18 tot |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 Milefaka (hozatra) [1.1] |
Explanations in French |
21 Se détendre, se dit des nerfs, palpiter [1.3#736] |
Morphology |
|
Anagrams | 25 mitotòtra, mitototra |
Updated on 2023/02/24 |