|
|
|
|

Entry (1/2)1  tampina
Part of speech  2  noun or adjective
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery [1.1]
5  Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano [1.1]
6  Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano [1.1]
7  Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [1.1]
Explanations in English  8  Plugged, corked [1.7]
Explanations in French  9  Bouché [1.3#662, 1.8, 1.13]
10  Obstrué [1.3#662, 1.8]
11  Fermé [1.3#662]
12  Ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher: Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [1.3#662]
13  Fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie [1.196]
14  (de tampina). Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation. Voir aussi tampinangatra. [1.196]
Examples  15  Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia. [2.471#57]
16  Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa. [2.4#67]
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Nouns :
20  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)22  tampina
Part of speech  23  noun
Vocabulary  24  Botany
25  Health

Anagrams  26  mpitana, tampina

Updated on 2023/07/24