|
|
|
|

Entry1  mitampina
Root  2  tampina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? [1.1]
Explanations in English  5  to be plugged, to be corked [1.7]
Explanations in French  6  être bouché, obstrué [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Compound words 

Anagrams  11  mampitian, mitampina, nampitaim, nampitiam

Updated on 2023/07/24