Entry | 1 mitampina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? |
Explanations in English |
4 [1.7] to be plugged, to be corked |
Explanations in French |
5 [1.8] être bouché, obstrué |
Root | 6 tampina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 mampitian, mitampina, nampitaim, nampitiam |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |