Entry | 1 mifatratra |
Root | 2 fatratra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby |
Explanations in English |
5 [1.2] lying close, put close together. |
Examples |
6 Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |