Entry |
fatratra
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1]
|
Explanations in English | Diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly.
This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2]
|
Compound words |
|
|
Entry |
fatratra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany
[1.1]
|
Explanations in English | Great, amazing [1.7]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
fatratra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in English | Hard [1.2]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Solide, fort, ferme. [1.19]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
fatratra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1]
|
Explanations in English | [root] [1.2]
|
Explanations in French | Action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|