|
|
|
|

Entry1  tomombana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana
Explanations in French  4  [1.3] accompli, parfait, achevĂ©
Examples  5  [2.117] Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho.
6  [2.113] Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra!
Root  7  tombana
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  14  anombotam, manombota, tomombana

Updated on 2025/03/30