|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanaperana
Root  2  tapitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Famitana, fandoavana (vola) hatramin' ny farany: Anio no fanaperana ny trosanao
5  Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka: Tsy misy hokianina ny hiran' ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina [1.1]
Explanations in English  6  the end; the utmost perfection [1.7]
Explanations in French  7  L'action d'achever, de compléter, l’instrument, la cause [1.3]
8  la fin; arrivé à la perfection [1.8]
Examples  9  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
10  Nony fe-ho tovovavy, indro miara fanaperana. [2.817]
11  Ny tiako holazaina aminao, dia ity : tsy mbola nisy fomba firaisa-monina fanaperana - raha nisy izany, dia efa foana e! [2.5]
Analogs  12  tomombana, tanteraka, lavorary, safatsiroa, tokana aman-tany, tsy roa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra, tsy misy toa azy, tsy manan-tsahala, tsy manam-paharoa, tonga lafatra, ary fenitra, farafarampony, baka lany sahaza, tsy misy tomika, maty paika, mangidy vato, lani-datsaka

Entry (2/3)13  fanaperana
Root  14  tapitra
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  L'action de salir, l’instrument, la cause [1.3]

Entry (3/3)17  fanaperana
Root  18  tapitra
Part of speech  19  adjective
Explanations in French  20  arrivé à la perfection, hors concours [1.3]

Updated on 2020/07/31