|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanaperana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famitana, fandoavana (vola) hatramin' ny farany: Anio no fanaperana ny trosanao
Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka: Tsy misy hokianina ny hiran' ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina
Explanations in English  4  [1.7] the end; the utmost perfection
Explanations in French  5  [1.3] L'action d'achever, de compléter, l’instrument, la cause
6  [1.8] la fin; arrivé à la perfection
Examples  7  [2.472] Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko.
8  [2.817] Nony fe-ho tovovavy, indro miara fanaperana.
9  [2.5] Ny tiako holazaina aminao, dia ity : tsy mbola nisy fomba firaisa-monina fanaperana - raha nisy izany, dia efa foana e!
Root  10  tapitra
Analogs  11  tomombana, tanteraka, lavorary, safatsiroa, tokana aman-tany, tsy roa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra, tsy misy toa azy, tsy manan-tsahala, tsy manam-paharoa, tonga lafatra, ary fenitra, farafarampony, baka lany sahaza, tsy misy tomika, maty paika, mangidy vato, lani-datsaka

Entry (2/3)12  fanaperana
Part of speech  13  noun
Explanations in French  14  [1.3] L'action de salir, l’instrument, la cause
Root  15  tapitra

Entry (3/3)16  fanaperana
Part of speech  17  adjective
Explanations in French  18  [1.3] arrivé à la perfection, hors concours
Root  19  tapitra

Updated on 2024/12/10