|
|
|
|

Entry (1/2)1  lalina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
Mangitsokitsoka
Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] deep
5  [1.2] profound
Explanations in French  6  [1.3] Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre
7  [1.3, 1.8] profond
Examples  8  Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [2.324]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Antonyms  14  marivo
Compound words 
Proverbs  29  Proverbs containing the word lalina

Entry (2/2)30  lalina
Part of speech  31  noun
Explanations in French  32  [1.196] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [Tanosy]
Vocabulary  33  Botany

Anagrams  34 

Updated on 2025/01/21