Entry (1/2) | 1 mandalina |
Root | 2 lalina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy |
Explanations in English |
5 [1.2] to deepen, to make deep; to aggravate guilt 6 [1.7] to make deeper; to improve one's knowledge or skill |
Explanations in French |
7 [1.8] approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances |
Examples |
8 ka mbola holazainay hiaraha-mandalina. [2.245#] 9 Hita anefa raha mandalina tsara isika fa nateraky ny zava-misy ny toe-tsaina. [2.285#] 10 raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra; [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 16 mandalìna |
Root | 17 lalina |
Part of speech | 18 imperative of active verb mandalina [Full list] |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |