Entry | 1 marivo |
Root | 2 rivo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 akaiky, tsy lavitra [Tambahoaka]
[1.78] 5 akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay) [Tanala] [1.78] 6 Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny 7 Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo [1.1] |
Explanations in English |
8 shallow [1.7] |
Explanations in French |
9 peu profond [1.8] |
Synonyms | 10 marivo salosana |
Antonyms | 11 lalina |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word marivo |
Anagrams | 18 avorim, irovam, marivo, mirova, mivaro |
Updated on 2023/08/11 |