Entry | 1 manao lapa marivo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza izay tsy manaja ny andalan-tohatra fa avy hatrany, raha misy angatahina, mivantana any amin' ny manam-pahefana ambony indrindra |
Elementary words | 4 manao, lapa, marivo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |