Entry | 1 lapa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
tranon'ny mpanjaka 4 [1.1] Trano itoeran' ny Andriamanjaka Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ Trano voafidy hanaovana famorana |
Explanations in English |
5 [1.2] a palace, the residence of the sovereign the residence of a noble on his estate the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies any large house in a town or village used as a place of assembly 6 [1.7] a palace |
Explanations in French |
7 [1.8] palais |
Examples |
8 Ary trano natao lapa dia Besakana; [2.59#] 9 Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word lapa |
Article |
22 Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/01/21 |