Entry | 1 tandapa |
Root | 2 lapa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny olona manotrona ny Mpanjaka, na ireo miasa na mipetraka ao an-dapa mandrakariva |
Explanations in English |
5 [1.2] persons having the privilege of entering the palace without being summoned; courtiers. Compare tandonaka |
Explanations in French |
6 [1.3] officiers et employés qui allaient au palais |
Examples |
7 Dia nampanalain' ny mpanjaka ny manamboninahitra tandapa ka nilazany hoe: [2.293] |
Quotes | 8 Texts mentioning tandapa |
Updated on 2024/12/11 |