|
|
|
|

Entry1  fandalina
Root  2  lalina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra
Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany
Examples  5  Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany. [2.606#]

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21