|
|
|
|

Entry1  fandalinana
Root  2  lalina
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3] l'action d'approfondir
Examples  5  Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany. [2.4]
6  Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. [2.245]
Titles  7  Fandalinana ny Teny Malagasy : I. Rafitry ny foto-teny (Rakotovao Ralison)

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21