Entry | 1 marihitra |
Root | 2 rihitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Sady matevina no maditidity: Ampio tany ihany ity rano ity harihitra tsara [1.1] 5 matevintevina kokoa noho ny ranoka tsotra [1.13] |
Explanations in French |
6 concentré, vaseux [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 marihitra, miharitra, mihiratra |
Updated on 2023/01/20 |