Entry | 1 rihitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky Ny maditidity amin' ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo 4 [1.13] feta andraiketana vato na biriky |
Explanations in English |
5 [1.2] thickness of liquids, turbidness mortar made of liquid mud and sand |
Explanations in French |
6 [1.3] liquide épais, gluant terre délayée dans l'eau et préparée en guise de mortier, pour crépir, pour agencer les briques 7 [1.13] mortier 8 [1.196] (toute l'île). Liquides épais, visqueux et collants en particulier les empois obtenus en faisant cuire des produits amylacés. D'où l'adjectif marihitra : collant, gluant. On précise souvent l'origine de l'empois, par exemple : rihi-bary , rihi-mangahazo . Ce dernier nom s'emploie aussi pour l'eau de cuisson du manioc qui est épaisse et gluante (Malzac). |
Examples |
9 Notaterina tamin' ny barikabe avy eny an' ony ny rano hanaovam-peta sy rihitra. [2.470] 10 Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra [2.996] |
Vocabulary |
11 Economy: buildings, public works |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word rihitra |
Anagrams | 22 hairitr, hiratry, hiritra, hitrira, rihitra |
Updated on 2023/08/12 |