|
|
|
|

Entry1  safononoka
Elementary words  2  safotra, nonoka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny
Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena
Explanations in English  5  [1.7][safo-nonoka] brimful (of a river in spate)
Explanations in French  6  [1.3][safo-nonoka] plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein
7  [1.8][safo-nonoka] plein jusqu'au bord

Updated on 2023/07/31