Entry | 1 safotra |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao 9 Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina 10 Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny 11 Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á [1.1] |
Explanations in English |
12 flooded; confused; overcome or faint [1.7] |
Explanations in French |
13 submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée) 14 couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse) 15 couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte) 16 accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse) 17 comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie) 18 interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit) 19 qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre) [1.3] 20 inondé 21 confus 22 qui s'évanouit [1.8] |
Examples |
23 niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470] |
Compound words |
|
Anagrams | 26 fatsora, fosatra, safotra, tsara fo |
Updated on 2023/08/02 |