Entry (1/3) | 1 manafotra |
Root | 2 hafotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 to strip the bark off the hafotra [1.2] |
Entry (2/3) | 5 manafotra |
Root | 6 safotra |
Part of speech | 7 active verb |
Explanations in Malagasy |
8 Manototra: Nanafokenatra azy ny namany 9 Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy 10 Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra itỳ zaza itỳ [1.1] |
Explanations in English |
11 to flood, to submerge [1.7] |
Explanations in French |
12 inonder [1.8] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 17 manafotra |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 manarona, manenika [Bezanozano]
[1.78] 20 mandrakotra [Sihanaka] [1.78] |
Anagrams | 21 manafotra, montafara, nofaratam |
Updated on 2023/02/18 |