|
|
|
|

Entry1  mandrakotra
Root  2  rakotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany
Explanations in English  5  [1.2] to cover, to shelter.
6  [1.7] to cover
Explanations in French  7  [1.8] couvrir
Examples  8  Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21