|
|
|
|

Entry1  mandrakotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany
Explanations in English  4  [1.2] to cover, to shelter.
5  [1.7] to cover
Explanations in French  6  [1.8] couvrir
Examples  7  [2.472] Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany.
Root  8  rakotra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  mandrakotra, mandrokatra

Updated on 2025/01/21