|
|
|
|

Entry (1/2)1  rakotra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  takotra, sarona [Sihanaka, Tanala] [1.78]
9  Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana
10  Sarona
11  Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [1.1]
Explanations in English  12  a cover of any kind. See Takotra. [1.2]
13  a cover [1.7]
Explanations in French  14  couvercle, ce qui couvre [1.8]
Compound words 

Entry (2/2)16  rakotra
Part of speech  17  passive verb
Explanations in French  18  couvert [1.8]
Examples  19  rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [2.472]

Anagrams  20  rakotra, rotraka

Updated on 2023/05/23