|
|
|
|

Entry1  fandrakofana
Root  2  rakotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra entina mandrakotra
Fanasiana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa mba tsy hahitana azy na mba hiarovana azy

Updated on 2024/12/11