Entry | 1 mirakotra |
Root | 2 rakotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra io zaza io ~ Hangatsiaka io vary tsy mirakotra io [1.1] |
Explanations in English |
5 to be covered. [1.2] 6 to be covered, as a pot, as a person under a blanket, etc [1.7] |
Explanations in French |
7 être couvert, comme un pot, une personne sous une couverture [1.8] |
Examples |
8 ny lohasaha filalaovanay / mirakotra ahitra milenodenoka [2.131] 9 sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin'ny folo [2.996] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mirakotra |
Updated on 2023/01/20 |