Entry (1/2) | 1 manarona |
Root | 2 sarona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro 5 Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy 6 Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika [1.1] |
Explanations in English |
7 to cover; to conceal [1.7] |
Explanations in French |
8 couvrir; cacher [1.8] |
Examples |
9 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470] 10 Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [2.471] |
Morphology |
|
Analogs | 15 mandrakotra, manakona |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 19 manaròna |
Root | 20 sarona |
Part of speech | 21 imperative of active verb manarona [Full list] |
Anagrams | 22 anamoran, anaronam, anoranam, manarona, manaròna, manoràna, manorana, namorana, nanamaro, nanamora, nanoaram |
Updated on 2023/10/17 |