Entry (1/2) | 1 manakona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro Manakana tsy hahita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao Manakana tsy ho hita, tsy ho tratran' ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to conceal, to cover 5 [1.2] to hide; to shadow, to stand in the light of one. |
Explanations in French |
6 [1.3#654, 1.8] cacher, couvrir 7 [1.3#654] faire ombre en arrêtant la lumière |
Examples |
8 [2.69#] nefa raha velarina, manakona ny lanitra; 9 [1.406#] Misy olona telo manakona ahy ao an-tampon' Ileolaza. |
Root | 10 takona |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 manakòna |
Part of speech | 16 imperative of active verb manakona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Root | 19 takona |
Anagrams | 20 amankona, anakonam, anankoam, anokanam, manakòna, manakona, manankoa, manokana, manokàna, manonaka, namanako, nanakamo, nanakoam, nanomaka |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |