Entry | himpona | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Other spellings | himpina | |||
Anagrams | himpona, nahim-po |
Updated on 2020/07/31 |