|
|
|
|

Entry1  himpina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany
4  Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra [1.1]
Other spellings  5  himpona
Analogs  6  feno hika, hipoka, hivoka, hiboka

Updated on 2020/07/31