|
|
|
|

Entry1  fenofeno
Root  2  feno
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana [1.1]
Explanations in French  5  avoir mal au coeur [1.54]
Vocabulary  6  Health
Analogs  7  dimpoana, maivivy, maloiloy, manamonaina, masinaty, mihoaka, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Updated on 2023/01/20