Entry | 1 mihoaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory |
Explanations in French |
4 [1.54] faire des efforts pour vomir |
Vocabulary |
5 Health |
Root | 6 hoaka |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mihoakoaka |
Analogs | 11 dimpoana, fenofeno, maivivy, maloiloy, manamonaina, masinaty, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, salosonina, tahandoa |
Anagrams | 12 ahimoka, hamioka, ikaoham, komahay, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |