Entry | 1 mihoakoaka |
Root | 2 hoakoaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa 5 Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mihoaka |
Anagrams | 10 mihaokaoka, mihoakoaka |
Updated on 2023/01/20 |