Entry | 1 fenofeno |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Malahelo na tezitra fatratra, nefa toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana |
Explanations in French |
4 [1.54] avoir mal au coeur |
Vocabulary |
5 Health |
Root | 6 feno |
Analogs | 7 dimpoana, maivivy, maloiloy, manamonaina, masinaty, mihoaka, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, salosonina, tahandoa |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |