Entry | 1 fahafenoana |
Root | 2 feno |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko. |
Explanations in English |
5 [1.7] fullness, completion |
Explanations in French |
6 [1.8] plénitude |
Examples |
7 Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran'ny fahafenoana rehetra, [2.996] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 hafeno, hafeno, hafenoana |
Updated on 2024/12/11 |