|
|
|
|

Entry1  hafenoana
Root  2  feno
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko
Synonyms  5  hafeno, fahafenoana
Compound words 

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/21